Politique

Antoko HVM Ny ao anatiny aza miala


  • Alakamisy 15 Janoary 2015

Raha ny zava-misy ara-politika teto Madagasikara hatramin’izay niverenan’ny fahaleovantena izay dia ifandrombahan’ny olom-pirenena ny miditra ho mpikambana ao amin’ny antokon’ny fitondrana. Niseho izany faha “Pisodia” PSD, Arema, UNDD, AVI (Asa vita no ifampitsarana), TIM (Tiako i Madagasikara) ary ny TGV (Tanora malaGasy Vonona).

Mahagaga anefa tamin’ity indray mitoraka ity, amin’izao fitondran’ny HVM ( Hery Vaovao ho an’i Madagasikara) izao, fa latsa-panenenana vokatry ny fahadisoam-panantenana ireo mba tafiditra ho mpikambana, ka dia betsaka no miala. Ireo hany tavela moa miady an-trano samy te ho lohany mpitarika, porofon’izany ny tsy nahatafatsanganana birao mpitantana tany amina Distrika maromaro toy ny tao Amoron’i Mania sy Matsiatra Ambony.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT