• Talata 13 Janoary 2015
Politique.Rava ny governemanta Olon-dRavalomanana no ho praiminisitra vaovao !

Nametra-pialana omaly ny praiminisitra Kolo Roger sy ny governemanta tarihany ary dia neken’ny filohan’ny repoblika izany araka ny fanambarana nivoaka omaly alina izay

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Janoary 2015
Politique.Solombavambahoaka Hivory indray manomboka anio

Hanomboka anio amin’ny 10 ora maraina ny fivoriana tsy ara-potoana voalohan’ny antenimieram-pirenena Tsimbazaza amin’ity 2015 ity araka ny didim-panjakana laharana 2015-10 navoakan’ny fiadidiana ny repoblika

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Janoary 2015
Politique.Fihetsiketsehan’ny mpianatra Ankatso Nirefotra indray ny lakrimozenina

Nirefotra indray ny lakrimozenina omaly teny Ankatso nandritra ny hetsika nataon’ireo mpianatra. Araka ny efa nolazain’ireo mpianatra mantsy dia hihetsika izy ireo ho fitakiana ny famoahana an’i Berija,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Janoary 2015
Politique.Kolonely Charles Andrianasoavina Ho avy ato anatin’ny 24 ora

Tapa-kevitra ny hody an-tanindrazana ny lietna-kolonely Charles Andrianasoavina. “Talata na alarobia izy no higadona an-tanindrazana”, hoy ireo namana akaiky azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Janoary 2015
Politique.Imbiky Anaclet, Gilbert Raharizatovo sy ny ekipany Manohana ny fampihavanam-pirenena ataon’ny FFKM

Miantso ny rehetra mba hanohana ny fampihavanam-pirenena tarihan’ny FFKM izay natomboka tamin’ny fihaonan’ireo filoha 5 ny « Vondron’olon-tsotra manara-maso ny toe-draharaham-pirenena »,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Janoary 2015
Politique.Hiteny i Dada anio !

Enin-taona latsaka iray volana sy tapany taorian’ny nandaozany tampoka an’i Madagasikara dia hiditra eny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha indray anio tahaka ireo olona nasaina 1500

Hamaky ny tohiny
FTT