• Talata 20 Janoary 2015
Politique.Andry Rajoelina Main’ny afo natsangany

Tsy nahandry ny didy hivoahan’ny Filankevi-panjakana mitaky ny hampiatonana ny fampiharana ilay didim-panjakana fanendrena ny praiminisitra Ravelonarivo Jean ny Vondron’Ambodivona ka re izao fa nitondra ny raharaha eny anivon’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Janoary 2015
Politique.Rajaonarimampianina sy Ravalomanana Hiaraka hiasa amin’izay…

“Aza maika fa mijoroa ho vavolombelon’ny fitiavan’Andriamanitra … tsy ho vita vetivety ny fampihavanana fa ento am-bavaka, mbola eny an-tokotany isika izao. Fohy anefa izany lalana izany raha mitondra am-bavaka isika”, hoy ny filohan’ny mpiandraikitra foibe Fjkm ny mpitandrina Lala Haja Rasendrahasina teny amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina omaly maraina nandritra ny fanompoam-pivavahana goavana ho fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-piasana 2015 ho an’ny Fjkm isaky ny alahady fahatelon’ny volana janoary.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Janoary 2015
Politique.Depiote Rastany Nanampy ireo niharam-boina tetsy Tsiadana Ambohidepona

Nitsapa alahelo sy nanampy ireo niharam-boina vokatry ny fihotsahan’ny tany be teo ambonin’ny tranon’ny fianakaviana roa samihafa teny Tsiadana Ambohidepona Boriborintany faharoa, ny depiote Randrianarisoa Stanislas ny ampitson’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Janoary 2015
Politique.Fotoam-bery fotsiny

Ny fanendrena ireo minisitra indray izao no vaovao andrasana hivoaka amin’ity herinandro ity. Efa nisinisy ihany ireo fihaonana sy fifandresen-dahatra tamin’iny herinandro lasa teo iny. Misy ny anarana visivitsy ambara fa mety ho minisitra, tahaka ny an’Atoa isany Rufin Rakotomaharo tale jeneralin’ny ORTM

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Janoary 2015
Politique.HVM Ankadikely Ilafy Nitondra ny tsirambin’ny tanana ho an’ireo traboina niisa 190

Tsy mitazam-potsiny ny mpiray firenena hiharan’ny hetraketraky ny natiora araka ny fanombanan’ny maro azy toy ny teo aloha ny antoko HVM fa mihetsika mijery ny mpiara-belona ankehitriny, hoy ny delege kaominaly Hvm eny Ankadikely, Ravelonanosy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Janoary 2015
Politique.Maitre Sanga Noesorina tsy ho filoham-pokontanin’Amborovy

Ny zoma alina teo no nivoaka ny fanapahan-kevitra avy eo anivon’ny distrikan’i Mahajanga I mikasika an’i Maitre Sanga amin’ny fanalana azy tsy ho filohan’ny fokontany Amborovy intsony. Noho ny fanakianana sy ny fitaomana ny olona hiady amin’ny samy mitovy foko ary ny

Hamaky ny tohiny
FTT