Politique

Minisitra Dadafara Mbola vonona hifanome tanana


  • Zoma 16 Janoary 2015

Mankasitraka ny fanendrena ny praiminisitra vaovao, ny jeneraly Ravelonarivo Jean ny antoko «Refondation Totale de Madagascar» tarihin’ny minisitry ny fiompiana teo aloha, Randriamampionona Joseph Martin na Dadafara, ary nirary soa an’ity praiminisitra ity amin’ny asa masina sy mavesatra iantsorohany.

Nanamafy ihany koa i Dadafara sy ny mpikambana ao amin’ny antoko tarihiny fa vonona hatrany hifanome tanana amin’ny filohan’ny Repoblika, amin’ny fanarenana ny firenena.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT