- Alarobia 21 Janoary 2015
Politique.Fahasimban’Antananarivo Ny fanjakana no tompon’andraikitra
Manoloana ny resaka mandeha sy ny momba ny olana misy eto amin’ny tanànan’Antananarivo dia nilaza ny heviny ny PDS Ny Hasina Andriamanjato. Nambarany fa misy ny lalàna izay tena manimba ny fomba fitantanana ny tanànan’Antananarivo ka mahasarotra ny fampandrosoana. Ny rafitra mamehy sy mandrindra ny tanànan’Antananarivo dia anisan’ny olana lehibe amin’ny fampandrosoana ifotony
Hamaky ny tohiny
