• Alarobia 21 Janoary 2015
Politique.Marc Ravalomanana Matanjaka amin’ny lafiny rehetra

Niezaka nanapotika an’i Marc Ravalomanana tamin’ny fomba rehetra ny fitondrana tetezamita fa tsy nahavita. Maro ny tetika natao mba hankahalan’ny Malagasy azy fa tsy nandaitra. Noharatsiana manerana izao tontolo izao izy fa hoe mpamono olona saingy tsy nahomby. Voatazony ny teny nomeny ary dia tafaverina soa aman-tsara eto Madagasikara tao anatin’ny filaminana izy. Nampiseho ny fahavononany hiasa ho amin’ny fanavotana ny firenena izy ka ny fahantrana irery ihany no fahavalo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Janoary 2015
Politique.Mampiesona

Nilaza ny PDS Ny Hasina Andriamanjato omaly fa hatomboka amin’ity herinandro ity indray ny fanamboarana ny lalana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Janoary 2015
Politique.CST teo aloha Tokony ho governemanta haingam-piasa no hijoro eo

okony ho governemanta haingam-piasa no hijoro eo, hoy ny ACS na ny Amicale des anciens conseillers superieurs de la transition et senateurs de Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Janoary 2015
Politique.Gadra politika hatramin’ny 2009 Hifamotoana etsy amin’ny Hotely Fanantenana anio

Hifamotoana indray anio tolakandro, amin’ny 2 ora, etsy amin’ny Hotely Fanantenana Ampandrana, ireo gadra politika voarohirohy tamina raharaha samihafa teo amin’ny firenena nanomboka tamin’ny taona 2009 hatramin’izao

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Janoary 2015
Politique.Governemanta Ravelonarivo Amin’ny zoma mifankahita !

Rahoviana ihany ? Efa hatramin’ny sabotsy 17 janoary no nandeha ny feo fa hanambarana ny fijoroan’ny governemanta ; alarobia ihany ity ny andro tsy mbola tanteraka izany hatreto

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Janoary 2015
Politique.«Haute Cour de Justice» Houssen Abdallah sy Jean Bosco no solotenan’ny Antenimieram-pirenena

Notanterahina omaly teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ny fifidianana an’ireo izay hisolotena ny Antenimieram-pirenena eo anivon’ny Fitsarana Avo na «Haute Cour de Justice».

Hamaky ny tohiny
FTT