• Alakamisy 22 Janoary 2015
Politique.Filankevi-panjakana Tsy mahefa mitsara ny fitorian-dry Rajoelina

Omaly tolakandro ny Filankevi-panjakana, izay rantsam-pitsarana iray eo anivon’ny Fitsarana Tampony misahana ny ady ifanaovana amin’ny fanjakana, no namoaka ny fehin-keviny mikasika ny fitoriana napetraky ny «Vondron’Ambodivona» tarihin-dRajoelina mangataka ny hampihantonana sy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Janoary 2015
Politique.Revolisionina lokom-boasary 2009 Nampiana-dratsy ny Malagasy

Miara-miaiky ny maha zava-doza ny fanonganam-panjakana nitranga tamin’ny 2009 ankehitriny ny ankamaroan’ny Malagasy. Tena niesona, araka ny fomba fitenin’ny tanora, avokoa ireo nanantena ilay fanovana nentin’ny mpitarika ny revolisionina lokom-boasary enin-taona lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Janoary 2015
Politique.RNDC Vonona hiditra anaty fitondrana

Mbola hadino tanteraka fa tsy mba nakana hevitra akory ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa ao anatin’ny RNCD, hoy ny filohany Rakotorova Rabetsara Lita omaly, tamin’ny fandrafetna ny fitantanana ny ministera izay misy mihitsy ny fanoratana izany resaka fanjifana izany ety ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Janoary 2015
Politique.Rostand Randriampilamanana Tena nandika lalàna velona ny fitondrana tetezamita

Hindramiko ny teny voalaza ao amin’ny Ohabolana 10 : 12 manao hoe : « Ny fankahalana mandranitra ady fa ny fitiavana manarona fahotana hafa », hoy ny mpanao politika Rostand

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Janoary 2015
Politique.Sefom-pokontany Tokony hofidian’ny vahoaka alohan’ny kaominaly

Tsy mahafehy ny andraikitra sy ireo asa miandry azy ireo ny ankamaroan’ny sefo fokontany notendrena nandritra ny fitondrana tetezamita. Sedra ho azy ireo amin’izao vanim-potoanan’ny rivodoza izao ny fitadiavam-bahaolana amin’ny fiakaran’ny rano eny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Janoary 2015
Politique.Tanànan’Antananarivo Mizara kaominina 6 manombok’izao

Lanin’ireo depiote naharitra hatramin’ny faran’ny fivoriana omaly teny Tsimbazaza ankoatra ireo 11 nivoaka ny efitrano ny volavolan-dalàna mikasika ny vondrom-bahoaka hitsinjaram-pahefana ka

Hamaky ny tohiny
FTT