Politique

Filankevi-panjakana Tsy mahefa mitsara ny fitorian-dry Rajoelina


  • Alakamisy 22 Janoary 2015

Omaly tolakandro ny Filankevi-panjakana, izay rantsam-pitsarana iray eo anivon’ny Fitsarana Tampony misahana ny ady ifanaovana amin’ny fanjakana, no namoaka ny fehin-keviny mikasika ny fitoriana napetraky ny «Vondron’Ambodivona» tarihin-dRajoelina mangataka ny hampihantonana sy

ny hanafoanana mihitsy ny fampiharana ny didim-panjakana nanendrena ny praiminisitra Ravelonarivo Jean, sy ny hampakarana ny raharaha any amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana handinihany ny andininy faha-54 amin’ny lalàmpanorenana mikasika ny fanendrena praiminisitra, mba hampiatoana ny fananganana governemanta aloha. Milaza ho «tsy mahefa mitsara» ity raharaha ity ny Filankevi-panjakana. Didy tsy azo ivalozana ny an’ny Filankevi-panjakana ka dia vita hatreo izany ny amin’iny raharaha iny ary dia tapi-dalan-kaleha koa ny Vondron’Ambodivona, izay efa manomboka mipatitaka koa amin’izao fotoana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT