Politique

Rostand Randriampilamanana Tena nandika lalŕna velona ny fitondrana tetezamita


  • Alakamisy 22 Janoary 2015

Hindramiko ny teny voalaza ao amin’ny Ohabolana 10 : 12 manao hoe : « Ny fankahalana mandranitra ady fa ny fitiavana manarona fahotana hafa », hoy ny mpanao politika Rostand

 Randriampilamanana avy any Ihosy, mba hatao filamatra amin’izao vanimpotoana hivoizana ny fampihavanam-pirenena eto amintsika izao. Ka samy mba handini-tena ireo efa nitondra teto amin’ity firenena ity fa samy efa nanota avokoa, anisan’izany ny ekipan’Ambodivona. Raha nisy ny fandikana lalàna lehibe indrindra niseho dia ny fanitsakitsahana ny zava-boalazan’ny tondrozotra niaina tamin’ny tetezamita ka vavolombelon’izany tao izahay amin’ny naha-mpikambana CT taloha anay. Ka aminay ny tokony hindrahindrana hahatonga ny fampiahavanam-pirenana tena izy dia ny tsy misy afa-tsy ny fifandeferana sy fifampiresahana ihany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT