Politique

Tanŕnan’Antananarivo Mizara kaominina 6 manombok’izao


  • Alakamisy 22 Janoary 2015

Lanin’ireo depiote naharitra hatramin’ny faran’ny fivoriana omaly teny Tsimbazaza ankoatra ireo 11 nivoaka ny efitrano ny volavolan-dalŕna mikasika ny vondrom-bahoaka hitsinjaram-pahefana ka

 

mametra ho tokana ihany ny ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra saingy ho ben’ny tanàna kely ihany koa no hiantsoana an’ireo delegem-panjakana niandraikitra ireo boriborintany 6 hatrizay. Hampiavaka azy ireo amin’ity, hoy  ny fanazavana azo omaly teny Tsimbazaza, dia izy ireo hofidian’ny vahoaka mivantana fa tsy hotendrena toy ny teo aloha intsony ary hanana mpanolotsainan’ny tanànany avy. Ho toy ny an’ny kaominina mahaleotena mihitsy ny fomba fiasan’izy ireo, fa misy ihany andraikitra tsy hosahaniny mivantana toy ny fangalana fako sy fanaovan-dalana. Hanana ny tetibola hampiasainy azy manokana kosa ao amin’ity kaominina keliny ity ka raha 70 % ny an’ny ben’ny tanàna lehibe dia 30 %-n’ny volan’Antananarivo Renivohitra ny azy ireo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT