• Zoma 23 Janoary 2015
Politique.Filoha 5 Tsy mahavita devoara

Hotohizana amin’ny talata ho avy izao indray ny fampihaonana ireo filoha dimy, Pr Zafy Albert, Didier Ratsiraka, Marc Ravalomanana, Andry Rajoelina ary Hery Rajaonarimampianina tarihin’ny FFKM. Fihaonana fanineniny io, rehefa nosantarina tamin’ny 19 desambra 2014.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Janoary 2015
Politique.Kaominin’Antananarivo Renivohitra Mandrahona hitokona ireo mpiasa

Anio ny fe-potoana farany nomen’ny mpiasan’ny kaominina ny PDS Ny Hasina Andriamanjato mba handraisany fepetra mazava momba ireo tompon’andraikitra 3 voalaza fa tokony hoesorina, ka tafiditra ao anatin’izany ny sekretera jeneralin’ny kaominin’Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Janoary 2015
Politique.Masoivoho vahiny teny Mahazoarivo Fitoniana aloha izay vao mivoaka ny vola

Niandry ny didy navoaky ny filan-kevim-panjakana vao tonga nihaona tamin’ny praiminsitra Jean Ravelonarivo ireo masoivoho vahiny eto amintsika.Nisesisesy mihitsy izy ireo omaly ka tonga teny Mahazoarivo ireo delegasionina avy amin’ny masoivoho Amerikanina, Maorisianina, Indonezianina ary ry zareo avy ao amin’ny Vondrona Eoropeanina. Fiarahabana ny praiminisitra vao voatendry sy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Janoary 2015
Politique.Antoko MTS Manomboka mipatitaka ihany koa

Izay vao vaky ny ady mangatsiaka teo amin’Atoa Razafimanantsoa Christian nitondra ny lokon’ny Malagasy Tonga Saina (MTS) tao Toamasina nandritra ny fifidianana solombavambahoaka, sy Atoa Roland Ratsiraka filohan’ny antoko.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Janoary 2015
Politique.Praiminisitra Ravelonarivo Natahotra ny hiongana ho azy

Nitondra fanazavana ny antony tsy mbola itsanganan’ny governemanta herinandro aty aorian’ny nanendrena azy ny praiminisitra Jean Ravelonarivo omaly taorian’ny nandraisany nisesy ambasadaoro telo samihafa teny amin’ny lapan’i Mahazoarivo. « Raha ny sitrapoko dia efa nitsangana ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Janoary 2015
Politique.Rostand Randriampilamanana Tena nandika lalàna velona ny fitondrana tetezamita

Hindramiko ny teny voalaza ao amin’ny Ohabolana 10 : 12 manao hoe : « Ny fankahalana mandranitra ady fa ny fitiavana manarona fahotana hafa »

Hamaky ny tohiny
FTT