- Zoma 06 Martsa 2015
Politique.Depiote Randrianasolo Jean Nicolas « Tsy matahotra fandroahana izany aho »
Manoloana ny fikasan’ny vondrona MAPAR hanaisotra ireo depiote niova loko araka ny filazan’izy ireo dia manambara ny Solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tao Betroka, Randrianasolo Jean Nicolas, izay voakasik’izany raharaha izany fa tsy matahotra ny fandrahonana fandroahana izy.
Hamaky ny tohiny