- Alatsinainy 09 Martsa 2015
Politique.Fikambanana Mampiray Mitombo ny asa soa fanao tamin’ny fankalazana ny 8 martsa
Efa tena fanaon’ny fikambanana Mampiray tarihako, hoy ny solombavambahoaka Andrianarivo Harimampianiana Razakarivelo filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena Faritany Fianarantsoa, ny fanaovana asa soa fa tsy hoe amin’izao fankalazana ny 8 martsa izao izahay vao mijery ny mpiara-belona izahay.
Hamaky ny tohiny