• Alakamisy 05 Martsa 2015
Politique.Magro Behoririka Tena hain’i Dada ny miresaka amin’ny vahoaka sy mampahery azy

Tokony hanome alalana an-dRavalomanana hamangy ny vahoaka traboina ny mpitondra ankehitriny, hoy i Nenifara Ambohitrimanjaka, satria na dia mampahery fotsiny aza dia hainy ny miresaka amin’ny vahoaka. Aoka ny mpitondra hisaina lalina fa tena manota fady ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Martsa 2015
Politique.Antananarivo Renivohitra Hopotehan’ny HVM tanteraka !

Tsy manaiky ny fitondrana HVM fa ao anatin’ny vanim-potoana manjombona ho an’ny mponin’Iarivo no nandrafetana tolo-dalàna sampona hafa indray momba ny sata manokana mifehy ny renivohitra. Raha araka ny fantatra dia tokana ihany no ben’ny tanàna ao anatin’ity tolo-dalàna vaovao ity saingy nampitomboina kosa ny fahefan’ireo delege isaky ny boriborintany ary omena tetibola manokana mba iasany izy ireo. Hatramin’izay anefa dia ny ben’ny tanàna ihany no mitantana ny vola fa misy kosa ny fandrindrana fomba fiasa azo atao tsara amin’ireo delege. Hatreto aloha dia mitsipaka marin-drano ity sata manokana hafahafan’ny renivohitra ity ireo depiote voafidy eto, ary nisy mihitsy ny efa nandefa resaka fa tsy ho lany eny Tsimbazaza indray izy io.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Martsa 2015
Politique.Depiote MAMOD ALI Hawel Nidongy tety ivelany tsy nanatrika ny telethon tao an-dapa

Ankoatra ireo mpikambana eo anivon’ny birao maharitry ny Antenimieram-pirenena sy ireo depiote vitsivitsy nanotrona ny filohany, Rakotomamonjy Jean Max, tamin’ny fanatanterahana ny fanangonana ny tsirambin’ny tanana ho an’ireo traboina na teléthon tao an-dapan’i Tsimbazaza omaly talata dia nahatazanana solombavambahoaka

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Martsa 2015
Politique.Sandros tetsy amin’ny Magro Behoririka Tsy afaka manamboatra lalana ny tsy manana lakile

Nampahatsiahy ny zava-nitranga tetsy Ambohimanarina no voalohan-tenin-dRangodinarison Guy Roger tetsy amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka omaly talata, ka nanamarika fa na inona na inona mitranga, tokony tsy hisy ny fanimban-javatra natao, ary resaka samy Malagasy vao mitroatra ary tonga amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Martsa 2015
Politique.Marc Ravalomanana Efa manomana ny 2018 ?

Nanambara Atoa Marc Ravalomanana nandritra ny fivoriamben’ny TIM teny Faravohitra ny sabotsy lasa teo fa nandalim-pahaizana niaraka tamin’ireo mpampianatra sy manampahaizana tao amin’ny oniversiten’i Pretoria ny tenany nandritra ny nipetrahany tany Afrika Atsimo.

Hamaky ny tohiny
FTT