• Talata 10 Martsa 2015
Politique.Fidy mpanentana Hosamborina ato ho ato ?

Nanaitra ny maro tokoa ny zava-nisy nolazain’i Fidy mpanentana tamin’ny haino aman-jery samihafa tamin’ny herinandro lasa teo mahakasika ny raharaham-pirenena mifamahofaho eto amintsika ankehitriny. Nambarany fa misy zava-miafina sy hafenina tokony ho fantatry ny vahoaka mikasika an’io

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Martsa 2015
Politique.Rovan’Ambohidratrimo Nohatevenina ny aviavy sy amontana

Fambolen-kazo teny amin’ny Rova Ambohidratrimo no nanamarihan’ny fikambanana VOT (Vondron’olon-tsotra manohana ny filoha Marc Ravalomanana) ny 8 martsa

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Martsa 2015
Politique.Dinika fampihavanam-pirenena Rahampitso vao hatao ny anjaran’i Betsiboka

Hanomboka rahampitso alarobia 11 martsa ary haharita telo andro ny Dinika fakan-kevitra momba ny fampihavanam-pirenena ho an’ny Faritra Betsiboka

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Martsa 2015
Politique.Vehivavy TIM Ambohimanarina Nampihatra ny fahombiazan’ny fiaraha-miasa

Nampihatra ara-bakiteny ilay teny filamatra hoe «Miasa miaraka no fahombiazana» ny vehivavy Tiako I Madagasikara ao amin’ny boriborintany faha-VI notarihan’ny solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy ao

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2015
Politique.Fitondran’ny HVM Harodan’ny orana sy ny olana ?

Anaty fahasahiranana tanteraka ny firenena ary efa namoaka fanambarana in-droa miantaona izao ny fitondran’ny HVM tato anatin’ny iray volana izay nilaza fa firenena traboina i Madagasikara. Hita ho mikaviavia miatrika ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Martsa 2015
Politique.itrimanjaka Velona tsara ny TIM

Tamin’ny taona 2002 no niforona ny Tim tao Ambohitrimanjaka. Tsara fototra izy satria Tim avokoa ny sefo fokontany ary tsara hatrany ny vokatra rehefa fifidianana ka sahirana ny antoko izay tsy manana kandidà atolotry ny fototra. Nanao fivoriambe fikarakana momba ny fifidianana ben’ny tanàna sy

Hamaky ny tohiny
FTT