- Talata 03 Martsa 2015
Politique.Tolo-tanana ho an’ny traboina Tsy nitazam-potsiny ireo depiote
Amin’ny andro mahaory no ahafantarana ny tena namana. Manamarina io oha-pitenenana io ireo solombavambahoakan’i Madagasikara eny Tsimbazaza. Mba ho fanomezan-tanana ireo mpiray tanindrazana traboina noho ny fiakaran’ny rano dia hanao hetsika etsy amin’ny lapan’ny antenimieram-panjakana eny
Hamaky ny tohiny
