- Zoma 03 Aprily 2015
Politique.Krizy 2009 Nanakorontana ny tetibolam-panjakana
Manodidina ny 1/8 isan-taona ny krizy politika iainan’ny firenena afrikanina iray, hoy ny mpahay toekarena vahiny Paul Collier. Voamarina io trangan-javatra mampalahelo io eto Madagasikara raha jerena ny zava-nisy tamin’ny taona 1991, 2002 ary 2009.
Hamaky ny tohiny