- Alarobia 01 Aprily 2015
Politique.Fitondrana Rajaonarimampianina Nokianin’ny SEFAFI mafy
Niteraka tsirim-panantenana kely ho an’ny vahoaka Malagasy ny fahalanian’ny filoham-pirenena sy ireo solombavambahoakan’i Madagasikara. Nandiso fanantenana avy hatrany anefa ny fihetsika nasehon’ireto andrim-panjakana roa ireto tamin’ny fanendrena ny praiminisitra ny taona 2014, hoy ny Sehatra Fanaraha-maso ny Fiainam-pirenena.
Hamaky ny tohiny