- Alakamisy 02 Aprily 2015
Politique.Sata manokan’Antananarivo : Afa-baraka indray ny mpitondra !
Raha tsy nahitana fanoherana teny amin’ny Fitsarana avo momba ny làlàm-panorenana ny fametrahana ben’ny tanàna tokana hitondra an’Antananarivo Renivohitra dia mifanohitra amin’ny làlàm-panorenana ny fizarana an’Antananarivo h o boribory tany enina.
Hamaky ny tohiny