• Alarobia 08 Aprily 2015
Politique.Randriamamiarizafy Ignace Manankarena fahantrana ny Malagasy

Hatramin’ny taona 1972 no ho mankaty dia niniana nampahantraina ny vahoaka Malagasy mba ho mora rebirebena rehefa andron’ny fifidianana tahaka izao, hoy ny CT teo aloha Randriamamiarizafy Ignace na i Gaona avy any Moramanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2015
Politique.Politikan’ny toekarena « Tsy mazava ny fitantanana »

Mangataka ny hanaovan’ny Fanjakana dinika nasionaly ho fanarenana ny toekarem-pirenena ny Cram na ny (Cercle de réflexion pour l’avenir de Madagascar).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2015
Politique.Fikambanana Alaotra Miray Hina Vonona hiatrika ny fifidianana ben’ny tanàna

Nivoitra nandritra ny valandresaka nataon’ny solombavambahoaka ao amin’ny distrikan’Ambatondrazaka Andriamasimanana Aureline fa vonona hiatrika ny fifidianana ben’ny tanàna ho avy izao ny vehivavy izay tarihany ao amin’ny fikambanana Alaotra Miray Hina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2015
Politique.Mahajanga Efa manao propagandy ny HVM

Tsikaritra amin’izao fotoana fa ireo kandida avy amin’ny antoko HVM ao Mahajanga dia efa mihetsiketsika manao propagandy mialoha ny fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2015
Politique.Fifidianana kaominaly 3 tapitrisa Ariary no antoka ho an’Antananarivo Renivohitra

Nofaritan’ny filankevitry ny governemanta omaly ny vola antoka tsy maintsy haloan’ireo kandida ho ben’ny tanàna sy mpanolotsain’ny tanàna amin’ny fifidianana hotanterahana ny 31 jolay ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2015
Politique.Fikirakirana ny volamena Hofehezin’ny fanjakana tanteraka

Nanamafy ny hampiasana ilay sampandraharaha manokana misahana ny volamena na ny ANOR (Agence Nationale de la Filière Or) ny filankevitry ny governemanta notanterahana omaly, mba hifehezana ny sehatry ny volamena eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT