Politique

Fisamborana gazety Mafy kokoa ny tamin’ny tetezamita , hoy Randriamamiarizafy Ignace


  • Zoma 03 Aprily 2015

« Rehefa inona ny mpanao gazety no mifanohana mampiaka-peo tahaka ireny hita tamin’ny sary tamin’ny sabotsy 28 martsa lasa teo ireny ? », hoy Atoa Randrimamiarizafy Ignace avy any Moramanga.

Ekena fa nisy fanambanana basy, hoy izy, fa raha ny nahazo ny mpanao gazetin’ny Radio teo aloha (nandritra ny fitondrana tetezamita) tamin’ny fisamborana azy ireo ve lasa tsy tsaroana ? Tsy vitan’ny hoe voaambana sy voarahona izy ireo tamin’izany fa nanjavona hatramin’ny fitaovam-piasana sasantsasany. Aleo mba hampitovian’ny mpanao gazety ny mahazo ny namany am-panaovana ny asany fa tsy laroina resaka politika an-kitsirano izao izay tsy mitovy hevitra amin’ny tena.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT