• Talata 07 Aprily 2015
Politique.Marc Ravalomanana « Mila mandini-tena isika »

Teny amin’ny FJKM Imerinkasinina Fanasina no nankalazan’ny filoha mpanampy ny FJKM Marc Ravalomanana mivady ny fetin’ny paska ny alahady 5 aprily 2015 lasa teo. Tamin’ny 9 ora sy sasany maraina no nanomboka ny fotoam-pivavahana teny an-toerana. Paska voalohany niarahan’i Marc Ravalomanana tamin’ny mpino Kristianina eto Madagasikara taorian’ny 2009 izy ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aprily 2015
Politique.Fitondrana Malagasy Malaza amin’ny famoahan-dalàna

Nivoaka ny 26 martsa teo ny «World Justice Project Open Government Index 2015». Fanadihadiana momba ny fandrefesana ny fangaraharam-pitantanan’ny fitondram-panjakana miainga avy amin’ny traikefa sy ny fomba fijerin’ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aprily 2015
Politique.Roland Ratsiraka “Efa azo ny 140 miliara Ar hanamboarana ny RN5”

Nijery sy nanao fitsidihana ara-teknika ny fanamboarana ilay lalana 500m niarahana tamina mpandraharaha sinoa tao an-tampon-tanànan’i Soanierana Ivongo araka ny fangatahan’ny mponina, ny minisitry ny asa vaventy Roland Ratsiraka ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aprily 2015
Politique.Jean Ravelonarivo Amin’ny 31 jolay ny fifidianana

Mampitovy tadin-dokanga Iavoloha sy Mahazoarivo. Nandritra ny fanotronany ny lanonan’ny zandarimariam-pirenena tetsy Anosy omaly dia nanamafy ny praiminisitra Jean Ravelonarivo, fa hatao ny faha 31 ny volana jolay izao ny fifidianana Ben’ny tanàna sy mpanolotsaina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aprily 2015
Politique.Fifidianana ifotony TIM -Toamasina Kandida ny Me Rasamimaka Mahefalahy

Efa manomboka ny sivana eo anivon’ny antoko Tiako i Madagasikara ao Toamasina renivohitra izao. Efa nahetsika avokoa ny DisTim rehetra nikaroka izay ho kandida ho ben’ny tanàna sy mpanolotsain’ny kaominina ho an’ny antoko.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aprily 2015
Politique.Fifidianana Ben’ny Tanàna Tsy mihemotra ny 31 jolay

Araka ny tapaky ny filankevitry ny minisitra tamin’ity herinandro ity dia tsy mihemotra intsony ny datin’ny 31 jolay hanatanterahana ny fifidianana Ben’ny tanàna sy ny mpanolotsaina manerana an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT