Politique

Lalatiana Ravololomanana Didy jadona no misy eto


  • Zoma 03 Aprily 2015

Tena hentitra ary masiaka ny fanambaran’ny vondron’ny mpanohitra ivelan’ny parlemanta omaly.

 

 Tsy azo atao intsony ny maneho hevitra n’aiza n’aiza ary dia porofo izany fa didy jadona no misy eto amintsika, hoy Rtoa Lalatiana Ravololomanana. Tokony hanana ny toerany eny min’ny antenimieram-pirenena ny mpanohitra kanefa tsy hita akory izany ankehitriny, hoy izy ary ny mpitandro filaminana indray dia ampiasain’ny fitondram-panjakana hanaovana herim-pamoretana. Tahaka ny vondrona Mapar dia mitaky ny hanokafana indray ny kianjan’ny demokrasia eny Ambohijatovo, izay nakaton’i Andry Rajoelina vantany vao tonga teo amin’ny fitondrana izy, i Lalatiana Ravololomanana sy ny ekipany mba hahafahana maneho hevitra.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT