- Alakamisy 16 Aprily 2015
Politique.Fifidianana kaominaly Handaniana vola 57 miliara Ar
Omaly vao nivaky ny filohan’ny CENIT fa 19,7 tapitrisa dolara na 57 024 000 000 Ariary no vola ilaina amin’ny fanaovana ny fifidianana kaominaly amin’ny 31 jolay.
Hamaky ny tohiny
