- Zoma 17 Aprily 2015
Politique.Jean Ravelonarivo Tsy mahalala fomba ny mpiambina azy sasany
Anisan’ny notsindrian’ny praiminisitra Jean Ravelonarivo mafy ny ady amin’ny fanondranana amin’ny fomba tsy ara-dalàna ny harem-pirenena malagasy sy ny mikasika ny fanondranana taolam-paty nandritra ny lahateniny teny amin’ny trano fivoriana teny Ivato omaly.
Hamaky ny tohiny
