• Alakamisy 16 Aprily 2015
Politique.Raharaham-pirenena Misy maniry ny tsy hisian'ny filaminana eto

Milaza ny mpandrindra ny MAPAR sady solombavambahoaka voafidy tany Ambatofinandrahana, Razanamahasoa Christine, fa hitsefotra io fampihavanam-pirenena tarihin’ny FFKM io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2015
Politique.Depiote Ravelonanosy Mamy Tiana Mihatra hatrany Ankazobe ankehitriny ny antsojay amin’ny TIM

Tena zava-nisy ny teny midina avy any amin’ny fitondram-panjakana tamin’ny fanakanana ny prezidà Marc Ravalomanana tsy hahazo hiteny tany Ambositra sy Antsirabe, hoy ny depiote Ravelonanosy Mamy Tiana avy any Ankazobe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2015
Politique.Dr Jean Louis Robinson Kandida Ben’ny tanàna any Ampasikely Amparafaravola

Kandida Ben’ny tanàna any amin’ny kaominin’Ampasikely any amin’ny Distrikan’Amparafaravola any amin’ny faritra Alaotra Mangoro i Dokotera Jean Louis Robinson filohan’ny antoko Avana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2015
Politique.FIFIDIANANA KAOMINALY Mety tsy ho tanteraka

Maro ireo kandida no diso fanantenana ny amin’ny fanomanana ny fiatrehana ny fifidianana kaominaly io amin’ny volana jolay ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2015
Politique.Fikambanana ATI Vonona hiatrika ny kaominaly

Mankalaza ny faha-10 taona nisiany ny fikambanana «Asandratra Talatamaty Iombonana». Niompana hatrany tamin’ny fanasoavana ny mpiara-belona ny hetsika notanterahany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2015
Politique.François Goldblatt Ilaina ny famotsoran-keloka

Tsy mbola fantatra mazava izay tena ho tohin’ny fampihavanam-pirenena, indrindra fa taorian’ny nisitahan’ny ankolafy Ravalomanana, hoy ny masoivoho Frantsay eto amintsika François Goldblatt raha tafaresaka tamin’ny mpanao gazety teny Ankorondrano izy omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT