- Talata 14 Aprily 2015
Politique.Raharaha Ravalomanana Mandainga ny fanjakana !
Misafotofoto be ihany ny raharaha Marc Ravalomanana ary voaresaka manokana teny amin’ny hotely Carlton omaly maraina nandritra ny fivorian’ny GIS-M nahitana ireo fikambanana iraisam-pirenena sy masoivoho miara-miasa amin’i Madagasikara, niaraka tamin’ny solontenan’ny fitondram-panjakana malagasy.
Hamaky ny tohiny
