• Alarobia 15 Aprily 2015
Politique.Depiote Ravelohanitra Nirina Nizara fanomezana ho an’Ambohimiarivo indray

Ny Kaominina Ambohimiarivo, Distrikan’Antsirabe faharoa indray no notoloran’ny Solombavambahoaka Ravelohanitra Nirina fanomezana ny faran’ny herinandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Aprily 2015
Politique.Faritra Analanjirofo Atao resa-pianakaviana ny fitantanan-draharaha

Araka ny vaovao voaray avy any an-toerana dia fantatra fa fianakavian’ny mpanolotsaina manokan’ny filoham-pirenena avokoa no ao anatin’ny fitantanana ny Faritra Analanjirofo ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Aprily 2015
Politique.Mapar nivadika Efa misy ireo maniry ny hiverin-dalana

Efa misy am-polony eo ireo depiote nilaza am-bava fa manan-kevitra ny hiverina indray eo anivon’ny Mapar miaraka amin’i Andry Rajoelina nahalany solombavambahoaka azy, hoy ny depiote Razanamahasoa Christine omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Aprily 2015
Politique.Tiako I Madagasikara Antoko matanjaka sy tsy lefy laza

Miavaka amin’ireo antoko marobe mitsangana eto Madagasikara ny Tiako I Madagasikara naorin’ny filoha Ravalomanana Marc.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Aprily 2015
Politique.TIM Toamasina Nifidy an’i Gervais Rakotomanana ho kandida ben’ny tanàna

Ny sabotsy tolakandro teo no nanao ny fihaonambeny ny DIS-TIM Toamasina nentina nanambaran’ireto farany ny kandida halatsaka ho ben’ny tanàna, izay andrasana valin-teny avy amin’ny foiben’ny antoko eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Aprily 2015
Politique.VOT Vakinankaratra Manameloka ny fanapenam-bava ny filoha Ravalomanana

Manameloka tanteraka ny fihetsiky ny mpitondra sy ny mpitandro filaminana nanao fihetsika mahamenatra nataon’izy ireo ny sabotsy lasa teo ny VOT na ny vondron’olon-tsotra Vakinankaratra araka ny fanambarana nataon’ireo mpitarika any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT