- Alakamisy 23 Aprily 2015
Riribe sy ny G.M.T.Toamasina Manohana hatrany an’i Hery Rajaonarimampianina
Manoloana ny fanaratsiana sy fanelezana lainga marivo tototra ataon’ireo vondron’olom-bitsy efa nanapotika ity firenena ity dia manambara ny tenako riribe sy ny firohotana g.m.t/toamasina na “gasy masina amin’ny taniny” fa vonona ny hanohy ny fanohanana ny fitondrana hery rajaonarimampianina izahay
Hamaky ny tohiny