- Talata 21 Aprily 2015
Politique.Minisitra Onitiana Realy Mampirisika ny vehivavy hanao politika
Mbola tena vitsy an’isa ireo vehivavy manampahefana sy manana anjara toerana amin’ny fanapahan-kevitra eto Madagasikara. 6 monja ny vehivavy minisitra ao anatin’ny governemanta ary tena mbola vitsy ireo vehivavy solombavambahoaka eny Tsimbazaza.
Hamaky ny tohiny