• Alarobia 22 Aprily 2015
Politique.PDS MAHAJANGA Tsy fantatra ny andro nametrahany fialana

Niandry ny fametraham-pialan’ny Pds Mahajanga Tia Solofomanga Herininaina ny vahoaka mialoha ny fandraisany anjara amin’ny filatsahan-kofidiana izay ho ben’ny tanàna amin’ny fifidianana ho avy izao

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Aprily 2015
Politique.T.I.M Tolagnaro Misy andian'olona te hampisara-bazana ny mpikambana

Nanapa-kevitra ny birao foiben’ny antoko politika araka ny nambaran'ity filohan'ny antoko fa, Raymond Mahazovelo no DisTIM ary Kaleta no mpandrindram-paritra hisahana an’Anosy sy Androy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aprily 2015
Politique.Raharaha Ravalomanana Nodinihana nandritra ny 3 ora teny Iavoloha

Nihaona teny Iavoloha nandritra ny ora 3 be izao omaly maraina ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ny mpiandraikitra foibe avy amin'ny Fjkm, notarihan'ny filoha mpanampy ny mpitandrina Zarazaka Jean Louis. Nitondra hafatra avy amin'ny Foibe Fjkm mikasika ny tokony hanomezana fahalalahana tanteraka ny filoha mpanampy Ravalomanana Marc

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aprily 2015
Politique.DISTIM Ambohimanarina

Manomboka midina ifotony Mitohy ny asa sy ny andraikitra tanterahin’ny Filohan’ny Distim Rasoanoromalala Horace solombavambahoaka voafidy teny Ambohimanarina miaraka amin’ireo mpiara-miasa aminy akaiky ao anatin’ny Biraon’ny DISTIM

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aprily 2015
Politique.Fitrandrahana fasimainty ao Ranobe Miaro ny tombotsoam-bahoaka izahay, hoy i Théo Rakotovao

« Tsy manohitra ny hitrandrahan’ny orinasa Toliara Sands fasimainty ao Ranobe ny MA.ZO.TO (fikambanana tsy manao politika), fa ho arofanina kosa amin’ny fiarovana ny tontolo iainana sy hijoro hiaro ny tombontsoam-bahoaka amin’ireo toerana dimy hitrandrahan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aprily 2015
Politique.Fifidianana kaominaly Sivanina amin’ny «Impôt synthétique» ireo kandida

Miseho amin’ny endriny samihafa ny fingampingana mba hahakivy ka hampitsoaka an-daharana mialoha ny fotoana ireo nanam-pikasana hirotsaka ho kandida Ben’ny tanàna na mpanolotsaina amin’ny fifidianana kaominaly ho avy eo.

Hamaky ny tohiny
FTT