- Alatsinainy 11 Mey 2015
Politique.Vondrona Ambodivona Mitaky ny hanafoanana ny didim-panjakana 2015-630
Manoloana ny fanapahan-kevitra noraisin’ny minisiteran’ny Atitany amin’ny tsy fametrahana ny sary sy ny anaran’ny kandida ao amin’ny bileta tokana, dia nanao fanambarana ny sabotsy tolakandro teo, tany Toliara, ny Vondrona Ambodivona nahitana ny Hiaraka Isika, MAPAR,
Hamaky ny tohiny
