- Alatsinainy 11 Mey 2015
Politique.Iza no ho tonga aloha «Empechement» sa fandravana Antenimiera ?
Mihazakazaka ny toe-draharaha taorian’ny kabary feno tsikera sy tsindrom-paingotra miantefa amin’ny mpitondra mpanatanteraka nataon’ny filohan’ny Antenimieram-pirenena Rakotomamonjy Jean Max nandritra ny lanonam-panokafana ny fivoriana ara-potoana voalohan’ny Antenimieram-pirenena teny Tsimbazaza ny talata 5 mey lasa iny.
Hamaky ny tohiny
