- Alarobia 13 Mey 2015
Politique.Fifidianana kaominaly ao Maevatanàna Tafapetraka ny antontan-taratasin’ny HVM
Efa nanatitra ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiany avokoa ireo kandida ho ben’ny tanàna sy mpanolotsain’ny tanàna HVM ao amin’ny kaominina 39 ao Maevatanana. Atoa Razanapiera Herimalala no delegem-paritra nitarika azy ireo ka nanatitra ny dosie rehetra notakiana teny amin’ny Ovec.
Hamaky ny tohiny
