Politique

Miditra amin’ny herinandro faharoa ny fivoriana ara-potoana voalohan’ny Antenimieram-pirenena. Mbola resabe eny Tsimbazaza eny amin’izao ny hoe horavana ny Antenimieram-pirenena. Betsaka no efa tsy tafandrimandry sao tratran’ny lako tampoka, ka efa manoma


  • Alatsinainy 11 Mey 2015

. Antomotra ny datin’ny 13 mey, izay nanan-tantara ho an’i Madagasikara tamin’ny 1972, nisian’ny hetsika mavaivay nataon’ny mpianatra izay niafara tamin’ny firodanan’ny Repoblika voalohany. Inona no hiseho amin’ity taona ity. Misy ny fikononkononana. Misy ifandraisiny amin’ny eny Tsimbazaza ve ?


Hilatsaka alarobia tsy miverina koa moa ny 13 mey 2015. Samy manisa andro izao na ny mpiketrika na ireo kandida hirotsaka hofidiana Ben’ny tanàna sy mpanolotsaina. Ny MAPAR anefa mbola hiala nenina hitondra ny raharaha ifanolanany amin’ny minisiteran’ny Atitany teny amin’ny Filankevi-panjakana, fa izy no tena tompon’anarana, nefa ny fotoana efa antomotra. Hikatona afaka hefarana rahateo ny fametrahana ny antontan-taratasy firotsahan-kofidiana. Farany araka izany izy ity vao misy ventiny.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT