Tsy hanaiky ny hanaovana ny herisetra amin’ny endriny rehetra mahazo ny vahoaka ny Fiombonan’ireo solombavambahoaka tsy lany tao Mahajanga, fa handray ny andraikiny.
13 ireo solombavambahoaka tsy lany tao Mahajanga ireo nandritra ny fifidianana depiote tamin'ny 2013 iny. Ny fahitan’izy ireo ny lesoka tamin’ny fanatanterahana iny fifidianana iny no tena nahatonga azy ireo hijoro hiady amin’ny tsy mety. Ny sehatra ara-tsosialy no tena imasoan’ny fikambanana. Najoro ara-panjakana ny fikambanana satria handray anjara amin’ny sehatry ny fampandrosoana ny faritra misy azy ireo.
Tolin
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.