- Zoma 15 Mey 2015
Politique.MAHAJANGA Terena hifidy HVM ireo sefom-pokontany
Efa tsy miafina intsony fa dia hitam-poko, hitam-pirenena ny fanerena mahazo ireo lehiben’ny fokontany 26 ao Mahajanga ny tsy maintsy hanaovan’izy ireo fanentanana ireo vahoaka isam-pokontany ny hifidy ny kandida avy amin’ny antoko HVM
Hamaky ny tohiny
