Politique

Ratsimbazafy Alain Kandidan'ny TIM ao Ambohijanaka


  • Alatsinainy 11 Mey 2015

Ratsimbazafy Alain, Ben’ny tanàna am-perinasa ao amin’ny Kaominina Ambohijanaka, Atsimondrano no kandida ofisialin’ny antoko Tiako I Madagasikara ao an-toerana

 

. Nametraka ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiany teny amin’ny OVEC Atsimondrano izy ny faran’ny herinandro teo. Nanamafy ny fahavononany hatrany hitondra ny fampandrosoana maharitra ho an’ity Kaominina ity ny tenany. Hanohy ny ezaka efa vita ka laharam-pahamehana ny fampiroboroboana ny sehatry ny fanabeazana, ny fahasalamam-bahoaka ankoatra ireo fotodrafitrasa goavana toy ny lalana.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT