• Zoma 15 Mey 2015
Politique.Nohavaozina ny mpitantana ny HAFARI 276 tapitrisa Ar ny vola niditra tao anatin'ny 3 taona

Tapitra omaly ny fotoam-piasan'ny biraon'ny fikambanana HAFARI Malagasy etsy Anosizato Atsinanana rehefa niasa nandritra ny telo taona. Fahombiazana tamin'ny ankapobeny no azo, indrindra fa tamin'ny fitantanana ny vola voangona ka nahafahana nanasoa ny mpiara-belona sy ireo mpikambana manerana ny Nosy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Mey 2015
Politique.Toliara I – Fifidianana Ben’ny tanàna Kandida 3 no nanatitra dosie

Hifarana anio zoma amin’ny dimy ora ny farafisoratana anarana ho an’ireo kandida hirotsaka hofidiana Ben’ny tanàna sy mpanolotsaina eo anivon’ny Kaominina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Mey 2015
Politique.Fanjakana Amearikanina Hanara-maso ny fifidianana

Handefa mpanara-maso eto Madagasikara mandritra ny fifidianana ben’ny tanàna ny fanjakana amerikanina. Io no nambaran’Atoa Robert yamate, masoivoho amerikanina eto amintsika nandritra ny fitsidihany ny praiminisitra Jean Ravelonarivo teny amin’ny lapan’i Mahazoarivo ny alarobia lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Mey 2015
Politique.Parlemantera Soisa Mahita fijery miabo amin’ny fitantanana an’i Madagasikara

Nilaza ho afa-po amin’ny fomba nanatontosan’ny fanjakana malagasy izay voalazan’ny tondrozotran’ny parlemantera soisa izay nanao fitsidihina tamin’ny fomba ofisialy ny praiminisitra, jeneraly Jean Ravelonarivo teny Mahazoarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Mey 2015
Politique.Randriamanga William Henri Maika ny fampandrosoana an’Ambohibao Atsimo

. Nambaran’Atoa Randriamanga William Henri ny fahavono

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Mey 2015
Politique.Kianjan’ny 13 mey « Tena atahoran’ny mpitondra mafy », hoy Randriamahefa Charles

Tena toerana atahoran’ny mpitondra mafy ny kianjan’ny 13 mey, hoy ny depiote Randriamahefa Henri Charles avy any Moramanga, ka tsy mahagaga raha noferany ny fotoana nahazoana nanao fihetsiketsehana fanaterana voninkazo teo tamin’ity taona 2015 ity

Hamaky ny tohiny
FTT