- Alatsinainy 18 Mey 2015
Politique.Dr Jean Louis Robinson Kandida telo no hifaninana aminy any Ampasikely
Telo mianadahy no hifaninana amin’Atoa Robinson Jean Louis amin’ny fifidianana izay ho Ben’ny tanàna ao amin’ny Kaominina Ampasikely Distrikan’Amparafaravola. Eo Rtoa Saholy mpitarika fikambanam-behivavy ao Ampasikely izay hatolotry ny antoko Tiako I Madagasikara.
Hamaky ny tohiny