• Talata 19 Mey 2015
Politique.Fifidianana ben’ny tanàna Iharan'ny tsindry ireo mpiasam-bahoaka kandida

Novakian’i Fetison Rakoto Andrianirina bantsilana fa na dia efa tafapetraka aza ny taratasy firotsahana dia

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2015
Politique.Kolonely Faharo “Tsy hiditra amin’io lalao maloto io aho”

Malalaka tanteraka amin’ny fanaovana politika ny kolonely Faharo Ratsimbalson, taorian’ny nandehanany nisotro ronono teo anivon’ny tafika Malagasy, nanomboka tamin’ny 31 janoary 2015

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2015
Politique.Ratovohery Panoela Arnold Kandida TIM ao Ibity, Antsirabe faharoa

Tsy nivadi-belirano ary vonona hanohy ny fampandrosoana niarahany tamin’ny Antoko Tiako I Madagasikara Atoa Ratovohery Panoela Arnold. Nahatafapetraka tao amin’ny OVEC Antsirabe faharoa ny faran’ny herinandro lasa teo ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Mey 2015
Politique.Lalao Ravalomanana « Hanarina an’Antananarivo aho »

Fitiavana, fiaraha-miasa, fanarenana, fo madio…! Ireo no anisan’ny teny nanamarika ny fihaonana voalohany nataon-dRamatoa Lalao Ravalomanana tamin’nympanao gazety teny Faravohitra amin’ny maha kandida ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra azy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Mey 2015
Politique.Fifidianana kaominaly Lisitra 7150 no hifaninana

Nahatratra 7150 ny isan’ireo antontan-taratasy firotsahan-kofidiana voaray teny anivon’ireo OVEC miisa 114 manerana ny Nosy, hifaninana amin’ny fifidianana kaominaly hotanterahina amin’ny 31 jolay 2015.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Mey 2015
Politique.Rabary Thierry Risman Kandida ben’ny tanàna eny Alasora

Ny zoma 15 mey ihany koa no nanatitra ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana ho kandida ben’ny tanàna ho an’ny kaominina Alasora Avaradrano Atoa Rabary Thierry Risman. Nanapa-kevitra hirotsaka amin’ity fifidianana ity aho, hoy izy, dia noho ny fahatsapako fa tsy tena mandeha amin’ny tokony ho izy ny fandrosoan’ny tanàna eny Alasora

Hamaky ny tohiny
FTT