. Nambaran’Atoa Randriamanga William Henri ny fahavono
Manjakandriana ny antontan-taratasin’izy ireonany hampandroso ny Kaominina sy ny hampivoatra ny faripiainan’ny sarambabem-bahoaka. Efa voasoritsoriny taona vitsivitsy lasa ny lalan-kizorana amin’izany sy ny paik’ady enti-manatanteraka ny vina ka izany no nahatapa-kevitra azy hirotsaka ho Ben’ny tanàna.
Nangonin’i Jean D.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.