Politique

Kaominin’i Fianarantsoa Renivohitra Tsy kandidan’ny HVM i Pety


  • Alatsinainy 18 Mey 2015

Nanambara ampahibemaso ny PDS-n’ny tanŕnan’i Fianarantsoa tampon-tanŕna teo aloha, Pety Rakotoniaina nandritra ny fametrahany ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana ho ben’ny tanŕnan’ity kaominina ity tamin’ny faran’ny herinandro teo fa tsy kandidŕn’ny HVM izany ny tenany fa natolotry ny antoko politika tarihany dia ny Tambatra

 

. Nilaza izy fa tsaho ireny filazana samihafa natao taminy ireny. Olona 500 mahery avy amin’ny fokontany 50 ao anatin’ny kaominina no niara-dia tamin’ity mpanao politika ity sy nanotrona azy teny amin’ny biraon’ny Ovec nametrahany ny dosieny. Fanohizana ny ezaka efa notombony hampandroasoana ny tanàna no nolazainy fa nahatonga azy hirotsaka hiverina hitantana ny kaominina indray.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT