• Alarobia 20 Mey 2015
Politique.Antsirabe I 8 tamin’ireo kandida 12 no voaray

Valo tamin’ireo kandidà 12 nametraka ny antontan-taratasiny tao amin’ny Ovec Antsirabe no voaray ka nahazo ny taratasy fankatoavana ny maha kandidà azy ho an’ny fifidianana ben’ny tanàna ho avy io

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Mey 2015
Politique.Ambatondrazaka Nirotsaka tamin’ny ora farany ny ben’ny tanàna am-perinasa

Tapa-kevitra tamin’ny ora farany ny ben’ny tanàna am-perinasa Andriamanirison Jaques ny ho anisan’ireo mpifaninana amin’ny fifidianana amin’ny faha 31 jolay ho avy izao, raha ny hanohana olona ny heviny tany aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Mey 2015
Politique.Politika maloton’ny HVM ao Mahajanga Raikitra sahady ny fividianana vato

Ireo antoko politika matanjaka toy ny TIM, Mapar ary ny Arema no tena lasibatry ny fanakorontanana ataon’ireo mpikamban’ny HVM mba hifidy ireo kandidan’ity antokon’ny fitondrana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2015
Politique.Dada sy Neny Tsotra, avy amin’ny vahoaka

Mampitombo hatrany ny fisehoany imasom-bahoaka sy ny fifangaroany amin’izy ireo Atoa Marc Ravalomanana sy Rtoa vadiny izay kandida ben’ny tanàna moa. Ny tsapa tamin’ireo fisehoany rehetra nataony dia nahafaly ny olona hatrany no nahita an’i Dada, na taiza io na taiza ary tsy nisy ny hoe nisiotsioka na nitora-bato na nanao teny tsy voahevitra taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2015
Politique.Fifidianana ben’ny tanàna Nekena ny maha kandida an’ i Neny

Kandida fito hatreto no efa nahazo ny taratasy fanamarinana sy fankatoavana ny filatsahany ho an’ny fari-pifidianan’Antananarivo Renivohitra, anisan’izany i Neny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2015
Politique.Antenimieram-pirenena Nahemotra ny fandaniana ny tolo-dalàna momba ny CEI

Araka ny vaovao farany azo avy eny amin’ny Lapan’ny Antenimieram-pirenena eny Tsimbazaza dia nahemotra amin’ny andro manaraka ao anatin’ity fivoriana ara-potoana voalohan’ny solombavambahoaka ity ihany ny fandaniana an’ilay tolo-dalàna natolotry ny depiote mahakasika ny

Hamaky ny tohiny
FTT