• Alarobia 20 Mey 2015
Politique.Pastera Randriamisata Roger (HMF) “Ndao hihavana, aok’izay ny ady”

Dimy taona katroka amin’ity anio ity ny raharaha FIGN, nijoroan’ny kolonely Raymond Andrianjafy sy ny andiana zandary niaraka taminy ho fanairana ny rehetra fa be loatra ny tsy rariny ary efa tena latsaka an-katerena ny firenena

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Mey 2015
Politique.Fifidianana –Antananarivo Renivohitra Tsy milamina ny dosien’ny Otrikafo sy ny Arema

Anio no hahafantarana na efa ara-dalàna avokoa ny antontan-taratasim-pilatsahan-kofidian’Atoa Andrianjaka Jonah avy amin’ny Otrikafo sy Atoa Harimanana Raniriharinosy tohanan’ny antoko Arema na tsia

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Mey 2015
Politique.20 mey 2010 Andro nanjombona ho an’ny asa fanaovan-gazety

20 mey 2015, feno 5 taona anio ny nanakatonan’ny FAT ny Radio Fahazavana niaraka tamin’ny fanagadrana ireo mpiasa 10 mianadahy nanatanteraka ny asa fampahalalam-baovao nanoloana ny hetsika fitakiana nataon’ireo zandary teny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Mey 2015
Politique.Brickaville Atoa Satra Augustin no mpitondra tenin’ireo kandidà 18

18 no isan’ny kandidà ben’ny tanàna narotsaky ny HVM any amin’ny distrikan’i Brickaville. Efa vonona tanteraka izy ireo ankehitriny ka efa mandamina ny tetika hoenti-miatrika izany fifidianana ho avy izany sahady

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Mey 2015
Politique.Raharaha FIGN 5 taona lasa izay

Dimy taona lasa izay ny raharaha FIGN, fotoana anisan’ny nanamarika ny fisian’ny krizy teto Madagasikara, fotoana nijoroan’ireo tsy manaiky ny tsy rariny koa anefa. Be loatra ny tsy rariny, marary ny firenena koa nandray andraikitra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Mey 2015
Politique.Fizarana fanomezana, fitokanana zava-bita Manao propagandin’ny HVM ny vadin’ny filoham-pirenena

Nitsidika an’i Toamasina omaly ny vadin’ny filoham-pirenena ao anatin’ny asa sosialy izay ataony. Voalohany tamin’izany ny lycée Jacques Rabemananjara izay nanolorany “tables bancs” 40, bokim-pampianarana maherin’ny 3.000

Hamaky ny tohiny
FTT