Novakian’i Fetison Rakoto Andrianirina bantsilana fa na dia efa tafapetraka aza ny taratasy firotsahana dia
mbola iharan'ny tsindry sy fampitahorana ireo olona natolotry ny antoko RDS (Roso ho amin’ny Demokrasia Sosialy) ho Ben'ny tanàna ao amin'ny Faritra Atsimo Andrefana satria mpiasam-bahoaka te handray andraikitra. Aoka izay izany fomba fanao efa hita fa tsy mampandroso ary mampihemotra ny demokrasia eto Madagasikara izany, hoy izy.
Nangonin’i Jean D.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.