Politique

Politika maloton’ny HVM ao Mahajanga Raikitra sahady ny fividianana vato


  • Alarobia 20 Mey 2015

Ireo antoko politika matanjaka toy ny TIM, Mapar ary ny Arema no tena lasibatry ny fanakorontanana ataon’ireo mpikamban’ny HVM mba hifidy ireo kandidan’ity antokon’ny fitondrana ity.

 

 Tambazana vola ireo mpikambana mba tsy hifidy ireo kandida avy amin’ny antoko misy azy hatramin’izay. Mitentina 5 000.000 ariary no omena ireo lohandohan’ny antoko ireo mba handresen-dahatra ireo namany izay mbola vontom-pinoana ireo kandida izay tohanany. Ny antoko TIM ao Mahajanga no efa tratran’ity fanakorontanana ny amin’ny fifidianana olon’ny antoko hafa ity. Tsy vitan’ny mividy olona ny HVM fa mbola mangalatra manao propangady mialoha ny fotoana na dia tsy voarakitra aza ny daty hanatanterahana azy io. Eo koa ny fanerena ireo mpiasam-panjakana rehetra manerana ny nosy hifidy ireo kandida atolotry ny antoko HVM manerana ny nosy.

 

Tolin

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT