• Alakamisy 21 Mey 2015
Politique.Fivorian’ny COI Tsy voaresaka mihitsy ny « îles éparses »

Omaly no nanomboka tamin’ny fomba ofisialy ny andiany faha-30n’ny filankevitry ny minisitry ny vaomieran’ny ranomasimbe Indiana ary haharitra roa andro izany. Ireo izay nifandimby nandray

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Mey 2015
Politique.Dr Rakotomanana Gervais Hametraka ny maha kapitaly ekonomika an’i Toamasina

Ao anatin’ny fanomanana ny fomba rehetra hiatrehana ny fifidianana ny Tiako I Madagasikara (TIM) Toamasina ankehitriny. Nametraka olona tsy vaovao amin’i Toamasina ny antoko dia ny Ben’ny tanàna teo aloha ihany Dr Rakotomanana Gervais.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Mey 2015
Politique.Ihanta Randriamandrato Mila hampifandrindrana ny fifidianana sy ny fihavanam-pirenena

Ny fifidianana eo anivon’ny rafitra ifotony, dia ny olona mirotsaka, no tena fidian’ny olona, hoy Rtoa Ihanta Randriamandrato avy amin’ny antoko Teza. Kandidà heveriny fa mety hampandroso ny kaominina misy azy fa tsy sary

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Mey 2015
Politique.Betioky Atsimo Nofitahin’ny DREN ny HVM ?

Miverina indray ny resaka politika eny anivon’ny fampianarana. Tsy tahotra tsy henatra tany Betioky Atsimo, Faritra Atsimo Andrefana fa dia misy olon’ny DREN tsotra izao no tonga misivana ireo ho kandida amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna sy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Mey 2015
Politique.Tolo-dalàn’ny depiote Jao Jean Niteraka adihevitra be fa lany ihany

Anisan’ny lahadinika nodinihana tao anatin’ny fivoriana nitambarambe azon’ny besinimaro natrehana afak’omaly, teny amin’ny Antenimieram-pirenena, ny tolo-dalàna avy amin’ny solombavambahoaka Rémi dit Jao Jean filoha lefitry ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Mey 2015
Politique.HVM Manohitra ny fandravana ny CENI-T

Tsy namaly mazava mikasika ilay baiko niainga avy ao amin’ny Fiadidiana ny Repoblika ny tokony handinihana na tsia ilay tolo-dalàna fanoloana ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana mandritra ny tetezamita ny talen’ny kabinetra Rabary Njaka Henry.

Hamaky ny tohiny
FTT