Politique

Brickaville Atoa Satra Augustin no mpitondra tenin’ireo kandidŕ 18


  • Alarobia 20 Mey 2015

18 no isan’ny kandidŕ ben’ny tanŕna narotsaky ny HVM any amin’ny distrikan’i Brickaville. Efa vonona tanteraka izy ireo ankehitriny ka efa mandamina ny tetika hoenti-miatrika izany fifidianana ho avy izany sahady

. Nanatanteraka fivoriambe momba izany izy ireo ka niara-nifidy ny kandidà nalatsaky ny antoko tamin’ny kaominina Brickaville, Satra Augustin, ho filoha sy mpitondra tenin’izy ireo. Izy izany no ho mpitarika sy mpandrindra ny fivoriana rehetra hametrahana ny paikadim-pifidianana rehetra ao anivon’ny distrikan’i Brickaville manontolo manomboka izao. Naharesy lahatra ireo namany ny traikefa ananan’i Satra Augustin sy ny fahaizany mifampiraharaha sy mifandray amin'ny ankolafin-kery isan-karazany izay hanamora ny fanatontosany io andraikitra io.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT