• Talata 26 Mey 2015
Politique.Roland Ratsiraka Bedy teny Tsimbazaza, any Toamasina no manazava

“Tsy misalovana an’iza na iza aho raha tonga teny Tsimbazaza nanazava ny asan’ny minisitera tantaniko, fa noho ny fandaharam-potoan’ny Antenimieram-pirenena voarain’ny minisitera dia tonga namaly ny fanontanian’ireo depiote aho”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Mey 2015
Politique.Tavandra Albert Kandida mandala ny fampandrosoana haingana sy mahomby

Miandrandra sy manantena fampandrosoana ny mponina ao an-drenivohitr’i DIANA hamerenana ny hasin’ny Kaominina, hoy ny kandida Ben’ny tanàna Tiako I Madagasikara Tavandra Albert.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Mey 2015
Politique.Tiako i Madagasikara Efa manomana ny 2018 !

Tonga miaraka no fanombohana, miasa miaraka ny fahombiazana ! Teny filamatra nahafantaran’ny rehetra an’Atoa Marc Ravalomanana izany ary io ihany koa no banjinina mandritra ny kongresin’ny antoko Tiako I Madagasikara anio sy rahampitso eny amin’ny Magro Tanjombato.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Mey 2015
Politique.Gadra politika Maniry ny hihaona amin’Atoa Marc Ravalomanana

Maniry ny hihaona amin’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana izahay FEDeP (Fédération des Ex-Détenus Politiques de Madagascar) tarihin’ny kolonely Coutiti sy ny tenako, hoy Rakotomalala Henri na i Riribe. Mahatsiaro voakasika voalohany amin’ny resaka fampihavanam-pirenena koa izahay FEDeP ka manao antso avo amin’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina mba ho

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Mey 2015
Politique.Rakotondrabe Harisolofo Kandidà tsy miankina ao amin’ny Kaominina Itaosy

Kandidà tsy miankina efa nahatitra ny antontan-taratasy filatsahan-kofidina tany amin’ny OVEC Atsimondrano ny 5 mey teo Atoa Rakotondrabe Harisolofo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Mey 2015
Politique.Fikarakarana ny fifidianana ben’ny tanàna Efa ampy ny vola, hoy ny filohan’ny CENIT

Tsy misy atahorana ny famatsiana ara-bola ny fikarakarana ny fifidianana ben’ny tanàna, hoy Atoa Ndriana Mamy Ralaiariliva, filohan’ny Cenit omaly tetsy amin’ny hotely Carlton.

Hamaky ny tohiny
FTT